Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny 13 hatramin'ny 19 febroary 2021
- Olona 5 no lavo ka :
- 2 Analamanga
- 2 Diana
- 1 Matsiatra Ambony
- Olona 233 no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina Covid-19 tamin'ireo tests 2868 natao ka:
- 152 Analamanga
- 9 Vakinankaratra
- 15 Atsinanana
- 2 Analanjirofo
- 6 Haute Matsiatra
- 10 Amoron'I Mania
- 5 Boeny
- 7 Atsimo Andrefana
- 8 Menabe
- 19 Diana
- Olona 381 no sitrana soamantsara.
- Olona 238 no mbola tsaboina ka formes graves ny 28