Taorian'ny fahitana ny fahasimban'ny lalana manoloana ny Biraon'ny boriboritany fahatelo, Antananarivo Renivohitra, dia noraisin'ny Faritra Analamanga ny fanamboarana io lalana io hatreny amin'ny Fiangonana Andravohangy Fivavahana.
Miasa andro aman'alina ny mpiasa hamitana haingana ity lalana ity.