FARITRA ANALAMANGA MIASA HATRANY HO ANTSIKA. Toy izao ny fizotry ny asa fanamboarana ny lalana rarivato na pavé eny Anosimanjaka Kaominina Ambotrimanjaka, distrikan'Ambohidratrimo. Toy izao ny fizotry ny asa fanamboarana ny lalana rarivato na pavé eo amin'ny sampanana Ambotrimanjaka mankany Anosimanjaka, ao amin'ny Distrikan'Ambohidratrimo, 05 oktobra 2022.
Toy izao ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana rarivato na pavé eny Anosimanjaka Kaominina Ambotrimanjaka, distrkan'Ambohidratrimo.
Ny Faritra Analamanga dia miasa hatrany hanatanterahana ny veliranon'ny Filoha Andry RAJOELINA.
Ny Faritra Analamanga dia miasa hatrany hanatanterahana ny veliranon'ny Filoha Andry RAJOELINA.
Ny Faritra Analamanga dia maneho ny fialan-tsiny amin'ireo mpampiasa ity lalana ity noho ny fanelingelenana.