Lalana rarivato ao Alatsinainy Bakaro, 01 novambra 2022

Ho afa-pahasahiranana ny mponina,

Toy izao ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana rarivato na pavé ao amin'ny kaominina Alatsinainy Bakaro, Distrikan' Andramasina.
Ny Faritra Analamanga dia miasa hatrany hanatanterahana ny veliranon'ny Filoha Andry RAJOELINA.