Fiaraha-miasa Faritra Analamanga-PNUD

Manao atrikasa any Sorbonne France ny solotenan'ny Faritra Analamanga

Tohin'ny fiaraha-miasa eo amin'ny PNUD sy ny Faritra Analamanga dia miatrika fiofanana any amin'ny Oniversite Sorbonne Nouvelle any Frantsa mandritra ny 15 andro ny SG sy DAGR an'ny Faritra Analamanga.
Fiofanana miompana indrindra amin'ny RENFORCEMENT DE RÉSILIENCE TERRITORIALE POUR LE DÉVELOPPEMENT DURABLE DE LA RÉGION.
Atrik'asa iarahana amin'ny PNUD (Programme des Nations Unies pour le Développement) ao amin'ny tetikasa Projet Portefeuille 3. Miaraka amin'ny Faritra Androy, Atsimo Andrefa ary Anôsy.
Izao no natao dia hitondrana ny traikefan'ireo manam-pahaizana manokana momba ny fampandrosoana sy fiatrehana ny fiovan'nyy toetrandro.