Lalana rarivato Antsavatsava Itaosy, 17 febroary 2023

FARITRA ANALAMANGA MIASA HO ANAO
Toy izao ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana ho rarivato na pavé eny Antsavatsava Itaosy, distrikan'Antananarivo Atsimondrano.
Vita ny pavage dia manao finition ny "boutisse butage transversale" izao ny orinasa mpanatanteraka ny asa.

17/02/23