• Minisitry ny Fiarovam-pirenena : Général de Division Rakotoarijaona Josoa
• Minisitry ny Raharaham-bahiny: Yvette Sylla
• Mpitahiry ny tombo-kasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana: Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana
• Minisitry ny Asa, ny Fampananana asa, ny Asam-panjakana ary ny lalàna sosialy: Rivotiana Richard Jean Bosco
• Minisitry ny asa vaventy: Colonel Andrianatrehina Ndriamihaja Livah
• Minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetrandro : Ramonjavelo Manambahoaka Valery
• Minisitry ny Angovo sy ny akoranafo: Andriamanampisoa Soloniaina Rasamoelina
• Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena : André Haja Resampa