Olona 6 no lavo:
-1 Analamanga
-1 Alaotra Mangoro
-4 Matsiatra Ambony
Olona 162 no sitrana soamantsara.
Olona 300 no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina covid-19 tamin'ny fitiliana 2512 ka:
-183 Analamanga
-9 Vakinankaratra
-8 Analanjirofo
-2 Alaotra Mangoro
-31 Matsiatra ambony
-1 Amoron'Imania
-18 Vatovavy Fitovinany
-1 Ihorombe
-16 Boeny
-11 Atsimo andrefana
-3 Menabe
-12 Anosy
-1 Sava
-3 Diana
-1 cas importé.