Lalana Andakana, 26 mai 2023

Hipàka hatrany an-drenivohitra ny asa fikojakojana
FARITRA ANALAMANGA MIASA HO ANAO
Ho tohin'ny asa fanamboaran-dalana sy fikojakojana izay sahanin'ny Faritra Analamanga eto Analamanga dia nitohy teny Andakana, distrikan'Ambohidratrimo, izany asa fanamboaran-dalana izany. Izao asa izao dia marihana fa mbola hitohy miakatra aty Antananarivo Renivohitra.
Ny Faritra Analamanga dia maneho hatrany ny fialan-tsiny amin'ny fanelingelenana noho ny asa fanamboarana.