Tatitry fihanaky ny covid19 ny 2 hatramin'ny 8 janoary 2021

- Olona 5 no lavon'ny Covid-19 ka :

  • 3 Analamanga
  • 1 Haute Matsiatra
  • 1 Melaky.

- Olona 234 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina Covid-19: 

  •  93 Analamanga
  •  9 Vakinankaratra
  •  16 Analanjirofo
  •  25 Haute Matsiatra
  •  11 Vatovavy Fitovinany
  •  16 Amoron'i mania
  •  48 Boeny
  •  2  Atsimo Andrefana
  •  11 Menabe
  •  2 Diana
  •  1 Tsy voafaritra.

- Olona 149 no sitrana soamantsara.
 

09/01/21