LOHOLON'I MADAGASIKARA

mpikambana ao amin'ny Hcc 7janv2021

   
Androany Alakamisy 07 Janoary 2021 no nilazan'ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana ny anaran'ireo Loholona lany tamin'ny fifidianana ny 11 Desambra 2020.
Tonga nanatrika izany ny Governoran'ny Faritra Analamanga niaraka tamin'ireo andrim-panjakana eto amin'ny Firenena izay notarihan'ny Praiminisitra sy mpikambana maro ao amin'ny Governemanta ary ny Ben'ny tanana an'Antananarivo.
Ireto ireo loholona 10 lany natolotry ny vovonana Isika Rehetra Miaraka amin'i Andry Rajoelina:
-ANTANANARIVO
Herimanana RAZAFIMAHEFA (IRMAR)
-ANTSIRANANA 
Avizara Mino SERAMILA (IRMAR)
Eddie Serge FERNAND (IRMAR)
-FIANARANTSOA
Raymond RASOLONDRATSIMBA (IRMAR)
Jean Paul Nicolas RABEMANANJARA (IRMAR)
-MAHAJANGA 
Bin Soufou ALIDY (IRMAR)
Dinaraly Odilon TIANDAZA (IRMAR)
-TOAMASINA
Dona Tang MANASOA (IRMAR)
-TOLIARA 
Jean Marcel EONGOBELO (IRMAR)
Neypatraiky André RAKOTOMAMONJY (IRMAR)
Arabaina ianareo ary mahavita ireo adidy masina sy maro ho sn'ny Firenena.

 

07/01/21