Jeux des Iles de l'Océan Indien
Hampiantrano atleta ny Analamanga Park
Ho fiaraha-mientana amin'ny fanatanterahana ny "
Jeux des Iles de l'Océan Indien" dia handray ireo ATLETA mpifaninana amin'izany ny Analamanga Park. Noho izany dia hihidy ho an'ny daholobe ny toerana manomboka ny 19 Aogositra ka hatramin'ny 6 Septambra ho avy izao.
Hiverina hisokatra ho antsika indray anefa ny toerana manomboka ny 7 Septambra 2023.
ALEFA MADAGASIKARA