Hotanterahina eo Mahamasina, Kianja Barea ny 15-16-17 septambra 2023
Ny Faritra Analamanga dia faly manolotra antsika ny FOIRE ANALAMANGA Andiany Voalohany ao amin'ny Kianja BAREA Mahamasina ny 15, 16, 17 Septambra ho avy izao.
Ho hitanao amin'izany ny varotra fampirantiana amin'ny sehatry ny jono, fiompiana, fambolena ary ny asa tanana.
Tongava maro fa TSY MISY VIDIM-PIDIRANA ary hisy TOMBOLA ahazoana loka maro.