Fiaraha-miasa JICA-CUA

FANADIOVANA NY TANANA
Hitombo avo telo heny ny fanalana fako
Fiarabe sy fitaovana fanalana fako maro no natolotry ny Governemanta Japoney tamin'ny alalan'ny JICA, ahafahan'ny CUA/SMA mamita ny fanalana fako eto Antananarivo manomboka izao. 
Hitombo avo 3 heny ny ezaka amin'ny fanalana fako vokatr'izany, araka ny toromarika hentitra nomen'ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA.
Izahay ato amin'ny Faritra Analamanga, hatramin'izay ka hatramin'izao, dia mbola tsy mitsahatra manampy ny SMA sy ny CUA amin'ny fanalana ny fako eto Andrenivohitra amin'ny  fandefasana ny fiaraben'ny faritra sy ireo engins maro ary ireo mpiasa mandroaka ireo fako