Toy izao hitantsika amin'ny sary izao ny fizotry ny asa eny an-toerana izay takiana amin'ny orinasa ny kalitao tsara amin'ny asa atao.
Ny Faritra Analamanga dia maneho hatrany ny fialan-tsiny noho ny fanelingelenana ho an'ireo mpampiasa lalàna noho ny asa fanamboaran-dalana.