TATITRY NY FIHANAKY NY TSIMOK'ARETINA COVID-19 ETO MADAGASIKARA NY 04 DESAMBRA KA HATRAMIN'NY 10 DESAMBRA 2020
- Olona 4 no lavo noho ny Covid-19.
- Olona 114 no voatily fa mitondra ny tsimokaretina tamin'ireo tests 1093
- Olona 65 no sitrana soamantsara.
- Olona 336 no mbola manaraka fitsaboana.