Ny Faritra Analamanga izay tarihin'ny Governora Hery Rasoamaromaka dia tsy mitsahatra miasa ho antsika vahoaka. Toy izao ny fandroson'ny asa fanamboarana ny lalana rarivato ety amin'ny Kaominina ambanivohitra Masindray, distrikan'Antananarivo Avaradrano.
Ny Faritra Analamanga dia maneho hatrany ny fialan-tsiny noho ny fanelingelenana ho an'ireo mpampiasa lalana noho ny asa fanamboarana.