Nisitraka ny jiro avy amin'ny Filoha ,19 juillet 2024
Manampy amin'ny fitandroana ny fandriampahaleman'ny mponina ny Governoran'Analamanga, indrindra ato amin'ny faritra Analamanga izay iadidiakony.
Natolotra ny "commissariat de police" eto Anjozorobe androany ny "Jiro, hazavàna ho anao" sy lampadaires avy amin'ny Filoham-pirenena.