Tolotr'asa

Ny Faritra Analamanga dia mitady maika ireto mpiasa manaraka ireto:
-Mécanicien engins de chantier (1)
-Mécanicien camion et poids lourd (1)
-Mécaniciens pour voiture légère (2)
Ho itanao eo ambany ny andinindininy momba izany