Tafatsangana ny Governemanta vaovao

Noraisina ny didim-panjakana laharana faha 2024-1612 tamin'ny 22 aogositra 2024 manendry ireo mpikambana mandrafitra ny Governemanta vaovao