Fizarana fournitures scolaires, 23 aogositra 2024
Tsapako ny fasahiranan’ireo Ray aman-dReny amin'izao fidiran'ny mpianatra izao; ka niezaka aho nitondra izay tsirambin'ny tanako amin'ny fournitures scolaires.
Natolotro androany izany ho an’ny mpiara-miasa rehetra ato amin'ny Faritra Analamanga.