FOIRE FESTIVAL ANALAMANGA, andro 2

Nanamarika ny seho natao teto Mahamasina nadritra ny « GRAND CARNAVAL ANALAMANGA » ny 21 septambre 2024  ny fahatongavan’ireo mpanakanto kalaza niakatra an-tsahatra, nahitana an'i Samoela, Njakatiana, Misie Sayda, Ceasar. Nampitola-gaga ny maro ihany koa ny carnaval namakivaky arabe teto Antananarivo.
 

21/09/24