Ho fanampiana ny tontolon'ny fampianarana izay fanohitry ny fampandrosoana ao anatin'ny vinan'ny Filoha Andry Rajoelina dia nanolotra dabilio miisa 100 ho an'ny CEG Amboatavo, kaominina Ambavahaditokana sy ny Lycée moderne Ambohidrapeto, samy ao amin'ny distrikan'Antananarivo Atsimondrano ny Faritra Analamanga, androany 06 novambra 2024.