Nijery ifotony ny fizotry ny asa eny amin'ilay fotodrafitrasa Lake Iarivo ny Filoha Rajoelina sy ny Governora Rasoamaromaka ny 14 novambra 2024. Tao anatin'ny iray volana nanombohan'ny asa dia hita fa tena efa nandroso be ny asa, na tsy mora aza izany.
Nankasitraka hatrany ny Filoha Andry Rajoelina ny Governora noho ny fiahiany ny tanànan'Antananarivo.
"Analamanga miasa ho anao, Analamanga tsy maintsy mandroso".