Fanamboarana ny fotodrafitrasa Lake Iarivo

Mandroso ny asa ary ho vita ato anatin'ny fotoana fohy.

Nijery ny fandroson'ny asa momba ny fotodrafitrasa Lac Iarivo ny Governoran'ny Faritra Analamanga Hery Rasoamaromaka sy ny mpiara-miasa aminy notronon'ny Sekreteram-panjakana misahana ny tanàna vaovao SENVH, ny 20 novambra 2024. Fanamby no apetrako hoy ny Governora fa tsy maintsy vita ato anatin'ny fotoana fohy io tetikasa io. 
"Analamanga miasa ho anao".

20/11/24