Natomboka tamin'ny fotoam-pivavahana tao amin'ny FJKM Malaza Gileada izany, ary niafara tamin'ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny mpisolo toerana teo aloha izay narahana fanolorana ny samboady teo amin'ny Lapan'ny Tanàna.
Niaraka nanotrona izany fotoana izany tamin'ny Filohan'ny Antenimieran-doholona, ny Ministry ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena ny tenako ary ireo olo manan-kaja maro be sy ny vahoaka marobe reo an-toerana
Ny Faritra Analamanga dia vonona hatrany ny hàampy ny Kaomina Andoharanofotsy toy ny nataony teo aloha sy ireo kaomina hafa ato Analamanga.
Mirary azy ahavita soa ny adidy napetraky ny vahoaka taminy ny tenako.
Madagasikara tsimaintsy mandroso.