FITOKANANA NY USFR RADIOTHERAPIE AU COBALT TAO AMIN'NY HOPITALY BEFELATANANA.
Notanterahana androany 26 Febroary 2021, tsetsy amin'ny Hopitaly Befelatanana ny Fitokanana ny "USFR Radiothérapie au cobalt".
Tonga nitokana izany teny an-toerana ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA satria izao dia tafiditra ao amin'ny Vinan'ny Filoha.
Nisy ny fitaovana nomen'ny Filoham-pirenena hampiasana ao amin'izany ary nisy koa ny natolotry ny Fanjakana Indianina