Andron'ny Vehivavy 08 martsa 2025 tao Mahajanga

Notanterahina sy nankalazaina tao Mahajanga ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy teto Madagasikara, ny sabotsy 08 martsa 2025.
Nitarika izany teny an-toerana Ramatoa Mialy RAJOELINA vadin'ny Filoham-pirenena amin'ny maha Renin'ny Malagasy azy ary nanotrona azy teny an-toerana ny Filoha Andry RAJOELINA.
Nandray anjara tamin'izany hetsika izany ireo vehivavy ato amin'ny Faritra Analamanga sy Ramatoa vadin'ny Governoran'Analamanga.
« 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑣𝑖𝑎𝑛-𝑗𝑜 𝑠𝑦 𝑓𝑖𝑧𝑎𝑘𝑎𝑛-𝑡𝑒𝑛𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑉𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑡𝑜𝑣𝑜𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑡𝑟𝑎 »...

08/03/25