- Olona 1 no lavon'ny Covid-19 tany Diana.
- Olona 87 no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina Covid-19 tamin'ny tests 993 :
- -Analamanga 37
- -Vakinankaratra 2
- -Itasy 1
- -Alaotra Mangoro 8
- -Matsiatra Ambony 24
- -Vatovavy Fitovinany 4
- -Boeny 2
- -Atsimo Andrefana 2
- -Amoron'i Mania 1
- -Menabe 1
- -Sava 1
- -Diana 4
- Olona 76 no sitrana soamantsara:
- -Analamanga 7
- -Vakinankaratra 4
- -Itasy 10
- -Alaotra Mangoro 33
- -Matsiatra Ambony 5
- -Vatovavy Fitovinany 6
- -Ihorombe 7
- -Atsimo Andrefana 1
- -Sava 1
- -Diana 12
|