Fanamboaran-dalala

Axe CENAM. Ny Faritra ANALAMANGA no manatanteraka ny fanarenana ny lalana simba eny Andohatapenaka sy CENAM. Efa tena simba tanteraka ny lalana eny an-toerana ka mandany andro bebe kokoa ny fanamboarana sy fanarenana azy ireo. Mitohy androany tontolo ary izao alina izao ny asa fanarenana ny lalana eby an-toerana.

29/04/20