21 okt 2020 Androany dia nisy ny fihaonan'ny Governoran'ny Faritra Analamanga sy ny Association des Jeunes Maires Analamanga (AJMA). Natao izao fihaonana izao mba hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'ny roa tonta, hampirindra tsara ny fanatanterahana ireo fampandrosoana izay takian'ny Filoha Andry RAJOELINA izay miainga avy eny ifotony. |