Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 teto Madagasikara ny alatsinainy 15 martsa 2021

:

 

Olona 101 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus ny 15 Martsa 2021 tamin'ny tests 883.

  • 60 Analamanga
  • 9 Atsinanana
  • 3 Diana
  • 1 Matsiatra Ambony
  • 9 Boeny
  • 18 Sava
  • 1 Betsiboka

Olona 120 no sitrana soamantsara :

  • 62 Analamanga
  • 16 Atsinanana
  • 25 Diana
  • 6 Matsiatra Ambony
  • 2 Boeny
  • 4 Atsimo Andrefana
  • 5 Sofia

Olona 1 no lavon'ny Covid-19:

  • 1 Diana.

Olona 99 no formes graves :

  • 74 Analamanga
  • 13 Atsinanana
  • 1 Diana
  • 9 Boeny
  • 2 Atsimo Andrefana
                                                                          

Analamanga

 

 

16/03/21