- Olona 132 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus ny 21 Martsa 2021 tamin'ny tests 853.
- Analamanga 74
- Diana 11
- Alaotra Mangoro 4
- Boeny 20
- Sava 2
- Atsimo Andrefana 2
- Vatovavy Fitovinany 1
- Analanjirofo 11
- Anosy 3
- Melaky 3
- Sofia 1
|
- Olona 66 no sitrana soamantsara :
- Analamanga 38
- Atsinanana 1
- Diana 7
- Boeny 11
- Sava 6
- Atsimo Andrefana 2
- Ihorombe 1
- Olona 4 no lavo
- Olona 1199 no manaraka fitsabona
- Olona 144 no formes Graves. |
|
 |
|
|