Tatitry fihanaky ny covid-19 ny Alatsinainy 22 martsa 2021
- Olona 66 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus ny 22 Martsa 2021 tamin'ny tests 597.
- Analamanga 52
- Atsinanana 2
- Diana 4
- Alaotra Mangoro 2
- Boeny 5
- Itasy 1
- Olona 79 no sitrana soamantsara :
- Analamanga 59
- Atsinanana 2
- Diana 12
- Boeny 2
- Atsimo Andrefana 4
- Olona 6 no lavon'ny Covid-19.
- Analamanga 1
- Atsinanana 1
- Diana 2
- Boeny 1
- Vakinankaratra 1
- Olona 1180 no manaraka fitsabona
- Olona 148 no formes Graves.