Mihazakazaka ny asa fampandrosoana ny firenena. Isika no nanomboka, isika no mamarana ary ny vahoaka manontolo no misitraka. Nisongadina ireo tamin'ny lahatenin'ny Filoha Andry Rajoelina tamin'ny fitokanana ny lalambe mikodana "Rocade d'Iarivo" ny alakamisy 24 Jona 2021...