Faritra Analamanga miasa ho anao Mizotra tsara araka ny tokony ho izy ny fanatanterahana ny fanamboaran-dalana ho rarivato na pavé ao an-tampontananan'ny Kaominina Alatsinainy Bakaro, distrikan'Andramasina izay tanterahin'ny Faritra Analamanga. . ... Nampiasaina tamin'izao asa izao ireo fitaovana vaventy (engins) avy amin'ny Filoham-pirenena ho an'ny Faritra Analamanga.
Mizotra tsara araka ny tokony ho izy ny fanatanterahana ny fanamboaran-dalana ho rarivato na pavé ao an-tampontananan'ny Kaominina Alatsinainy Bakaro, distrikan'Andramasina izay tanterahin'ny Faritra Analamanga.
...
Nampiasaina tamin'izao asa izao ireo fitaovana vaventy (engins) avy amin'ny Filoham-pirenena ho an'ny Faritra Analamanga.